Текст песни AmbondronA - 6 - Ny fitempon'ny foko

Просмотров: 7 0 чел. считают текст песни верным 0 чел. считают текст песни неверным

На этой странице находится текст песни AmbondronA - 6 - Ny fitempon'ny foko, а также перевод песни и видео или клип.

irery an-dàlana aho, eny an'arabe
Mihevitra sao mba ho hitako eny
Lay salovana efa mahazatra ahy
Ilay Nofiko ao anatin'ny alina
Namany aho, nefa izaho tsy sahy

Ilay endrika efa haiko tsianjery
Vitako sary an tsaina, tsy an-kijery
Na mitabataba aza ny tontolo
Na takona aza aho, tsy ho ahoako akory
Fa ny hanitrany ampy ahy hanimbolo

Dia ity fo manontany, injao ny saina hamaly (hoe aleoko miandry hatrany)
Tsy maintsy mbola ho fantany eo ihany...

Ho reny manakoako any
ny fitempon'ny foko
An-tsaina fotsiny izy aloha mba ho fihiniko Rehefa eo izy, izaho mody tony, Nefa tsy te hiala eo intsony

Vizana ihany anefa indraindray Ty fo tokana mitempo iray Te-hamoak'izay mba faniriana Ny ho very namana anefa no ahiana Ny ho laviny koa mbola fahoriana

Beranto/Beranto

Я один на дороге, на улице
Интересно, смогу ли я найти это там
У меня есть знакомая палатка
Моя мечта в ночи
Я был его другом, но не решался

Форма, которую я уже знаю наизусть
Я могу представить, не глядя
Даже если мир шумный
Даже если бы я был спрятан, мне было бы все равно
Но запаха мне достаточно, чтобы понюхать

Итак, это сердце просит, позвольте разуму ответить (что я предпочитаю всегда ждать)
Вы все равно будете знать ...

Будьте матерью, эхом
биение моего сердца
Я просто сначала думаю о нем, чтобы обнять его

Иногда он устает, но бьется единственное сердце.

Беранто / Беранто

Опрос: Верный ли текст песни?
Да Нет